|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 etsy ange |
| Singan-teny | 2 etsy, 3 ange |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 come here; listen
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 écoute un peu, viens ici
[1.3] 8 viens ici [1.8] |
| Ohatra |
9 Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba?
[2.499#19]
|
| Fivaditsoratra | 10 aingetse, etsy ange |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|