Entrée | etsetra | |
Partie du discours | pronom | |
Explications en malgache | [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [1.1] | |
Explications en anglais | And so forth [1.7] | |
Explications en français | Corruption de et caetera [1.3] | |
Et cetera [1.8] | ||
Synonymes | sy ny sisa ~ sns | |
Autres orthographes | ets | |
Tableaux et planches | tous les pronoms | |
Mis à jour le 2022/11/05 |