Entrée eny ho eny (eny, ho)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] milaza toerana tsy tondroina marina tsara fa tokotokony fotsiny na ombieny ombieny: Rakotra zava-maitso ny tanety rehefa lohataona ary misy voninkazo dia maniry eny ho eny

Mis à jour le 2020/07/31