|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 endre |
| Sokajin-teny | 2 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Enti-milaza fahatairana:
4 Endre! inona itỳ hitan' ny masoko! 5 nahadisoam-panantenana: 6 Endre! tsy nampoiziko izy no hahavita izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 an exclamation of surprise or disapproval
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 ah ! tiens ! (surprise, déception)
[1.8] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|