| Entrée | 1 endahana |
| Radical | 2 endaka |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby? Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy [1.1] |
| Explications en anglais |
5 to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force [1.7] |
| Explications en français |
6 qui on écorche, qu'on dépouille [1.8] |
| Exemples |
7 Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony
[1.437]
8 manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436] |
| Morphologie |
|
| Proverbes | 13 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|