Entrée | elektrisite | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin' ny asany sy ny toetrany sasantsasany, toy ny fisintonany zavatra, fiterahany hazavana na hafanana, na fanovana zavatra ara-pomba simika; noho ny fahatsapana ny fitovian' ny hery aman-toetoetran' ny elektrisite amin' ny an' ny varatra dia nomena anarana hoe herimbaratra koa izy [1.1] | |
Explications en anglais | Electricity [1.7] | |
Explications en français | électricité [1.8] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |