Entrée |
eglizy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Trano ivorian' ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombam-pivavahana samihafa (Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin' ny eglizy ary misy andalan' an-dry roa mifanindrana mampisaraka azy ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo amin' izy kely sakana nefa lava mitsoroaka; amin' ity hevitra itỳ ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy) [1.1]
|
Explications en anglais | A church building [1.7]
|
Origine | Français: église.
|
|
Entrée |
Eglizy
|
Partie du discours | nom propre (anthroponyme)
|
Explications en malgache | Fitambaran' ny kristianina iray filoha sy iray foto-pampianarana [1.1]
|
Explications en anglais | The Catholic church [1.7]
|
Explications en français | L'Eglise Catholique [1.8]
|
Exemples | misy tokoa boky sasantsasany raran'ny Eglizy tsy hovakin'ny zanany;
[2.313]
|
Origine | Français: Église.
|
|