|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 efitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo
4 Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?) [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a partition ; a border or boundary
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas)
7 Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire) [1.3] 8 cloison, séparation [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 31 efitse |
| Kamban-teny rehetra | 32 Fikambanana 7 amin' io teny io |
| Ohabolana | 33 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 34 efitra |
| Sokajin-teny | 35 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
36 faritra
[Taimoro]
[1.78] 37 Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika. [1.1] 38 tany karankaina tsy misy mponina [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
39 a desert, a wasteland
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
40 désert
[1.3, 1.8, 1.13] 41 pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar [1.3] 42 terre inhabitée [1.8] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 44 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Fivaditsoratra | efitra, 45 ferita, 46 fietra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|