Entrée don-tandroka (dona, tandroka)
Partie du discours expression
Définition malgache teny fampitahorana atao amin' ny osa, saro-tahotra.., mba hahatonga azy hamboraka ny ao ampony na hanaiky lembenana, fomba mazàna ampiasain' ny mpaka am-bavany [Rajemisa 1985]

2009/02/23