|
|
|
|

Teny iditra1  donafana
Fototeny  2 donaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Semporina amin' ny setroka: Aza donafana ny vahiny, rankizy
5 Asiana: Nodonafany tehamaina ny zandriny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to be smoked, to be suffocated with smoke [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on enfume; qu'on suffoque avec la fumée; [1.8]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
Tovy hevitra  11 donahana

Fivaditsoratra  donafana, 12 fandoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12