|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 domoina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tsipelina diso: jereo domohina
[3.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 misspelling of domohina.
5 A work by Samuel Ratany was originally published under the title "Domoina maratra". [3.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 mauvaise orthographie de domohina.
7 Un poème de Samuël Ratany a été publié sous le titre "Domoina maratra". [3.1] |
| Ohatra |
8 Nony lehibebe izy, namandrika domoina
[2.606#207]
9 Efraima tonga hoatra ny domoina, adaladala tsy misy saina [2.996#35.007.011] 10 ahitana izany ny hoe zana-domoina, teny izay entina anehoana ny hakanto sy ny hatsaran' ny vehivavy [1.519] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|