|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  doboka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Feon-javatra midafoka, mipoaka, ka mirohana sy migoboka
4 Feon' ampongabe velezina na ny zavamaneno sy ny feon' ny olona manao feo ambany dia ambany: Henonao izany dobok' amponga izany ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 a thumping sound, as of a drum [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 son retentissant, sourd, comme celui des tambours, des vagues qui se brisent, des cascades, du bourdonnement des oreilles, d’un coup de poing sur le dos [1.3]
7 son de battement, comme d'un tambour [1.8]
Ohatra  8  Ny hira, ny kabary, ny dihy, ny feon-dikanga sy ny doboka amponga, izay samy mbola tsy hitako daholo, izany no fanaperana amin' ny fampisehoana tamiko. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  22  Feo
Kamban-teny rehetra  23  Fikambanana 2 amin' io teny io
Ohabolana  24  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)25  doboka
Sokajin-teny  26  anarana
Fanazavàna teny malagasy  27 Enti-milaza fijanonana, fipetrahana elaela amin' ny tany na toerana iray. [1.1]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  doboka, 38 kadobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08