|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  doany
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1]
4 toerana fijoroana (fivavahana) [Sihanaka] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  6  Finoana
Sary 

Teny iditra (2/3)7  doany
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana
10 Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1]
Tovy hevitra  11 ladoany

Teny iditra (3/3)12  doany
Fototeny  13 doana
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana doanana [Fitanisana]

Fivaditsoratra  15 adino, 16 anôdy, 17 daino, doany, 18 donay, 19 donia, 20 indao, 21 odina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12