| Entrée | 1 ditsoka |
| Partie du discours | 2 adjectif |
| Explications en malgache |
3 Misy zavatra ao anaty maso: Ditsoka aho ka andraso kely aloha Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsoka ny masoko ka mitete ranomaso Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso: Ditsoka ny fo amin' izao fahalasanan' ny olo-malala izao / Ny masoko ditsoka leoko ihany, fa ny fo re no ditsoka ka tomany (Ny Avana) [1.1] |
| Explications en français |
4 Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu (ivrogne) ébloui par l'alcool terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3] |
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 9 manao amboa ditsoka |
| Autres orthographes | 10 ditsoka |
| Proverbes | 11 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 12 ditsoka, 13 tsakody |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|