|
|
|
|

Entrée dinta
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazana kankana monina eny an-tanimbary sy eny amin' ny honahona ary mitsentsitra ny ra; mora mipetaka amin' ny tenan' ny olombelona ny dinta noho ireo tandrony roa fanandrohany eo amin' ny lohany sy ny vodiny, izay indray mitsentsitra daholo; avy amin' izany no nahatonga ilay ohabolana hoe: Mihinan-droa tahaka ny dinta [1.1]
Explications en anglais A leech. Linta is used in the provinces [Mal. lintah] [1.2]
 A leech [1.7]
Explications en français Sangsue [1.8]
Vocabulaire 
Analogues  dintamborona ~ dintanala ~ dintandrano

Mis à jour le 2023/08/11