|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 dimbana |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Tsy mitovy tantana, tsy milahatra mahitsy ka misy avo sy iva; ilazana ny tandroka izay ny iray miakatra, ny iray midina:
4 Dimbana ny tandrok' itỳ omby itỳ 5 Misy banga ka tsy mitovy tantana, misy nifinifiny: 6 Dimbana ny lelan' iny antsy iny ha tsy mahadidy tsara [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 irregular formation, as the horns of cattle which grow irregularly
8 also, in the provinces, notched, chipped, cut, defaced [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 le contraire de ce qui devrait être ; qui dépasse.
[Tankarana]
[1.19] |
| Sampanteny |
|
| Tsipelina hafa | 18 limbana |
| Tovy hevitra | 19 ampelamamoly |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
21 Bikan' ny tandrok' omby |
| Sary |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|