|
|
|
|

Teny iditra 1  dimba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 [Sakalava] Enti-milaza ny tandrok' omby, raha tsy mitovy fandry izy roa [1.1]
Tsipelina hafa  4 dimbana
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how dimba
Tsanganana sy sary iray takila  6  Bikan' ny tandrok' omby

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22