Entrée dimampolo (dimy, amana, folo)
Partie du discours adjectif
Définition anglaise Fifty [Richardson 1885]
Définition française Cinquante [3.1]
Définition internationale 50 [3.1]
Vocabulaire 
Dérivations 
Tableaux et planches Les nombres
Exemples 
1Nisy lalana dimampolo kilaometatra mahery no vitan' ny mpandositra tamin' izany, fa tsy nanitsy moa ny dia. [Andraina: Mitaraina, page 62]
2Ny fahanterana moa manindry rahateo noho ny dimampolo efa nilaozana; [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 129]
Articles 

Mis à jour le 2015/01/20