Entrée dihy valotra (dihy, valotra)
Partie du discours locution
Explications en malgache dihy nampianarin' ny vazaha ka nalaza fahizay tao an-dRova, nisy karazany maro, toy ny Vorombola, Toamasina, Manjakamiadana [Rajemisa 1985]

Mis à jour le 2020/07/31