|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 dify
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Lefitra, foritra, jongy atao amin' ny sisin' ny harona na ny tsihy ka asitrika amin' ny tenany ihany indray: Manisy dify na mandify ny tsihy. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a border plaited in mats, baskets, hats, etc.
5lify is used in the provinces.
6See lily, hodivitra. [1.2]

Teny iditra (2/6)7 dify
Sokajin-teny  8 anarana
Fanazavàna teny anglisy  9a mode of plaiting the hair by dividing it on the forehead and carrying it behind the ears. [1.2]
Voambolana  10 Fandram-bolo

Teny iditra (3/6)11 dify
Sokajin-teny  12 anarana
Fanazavàna teny malagasy  13Fialana amim-pahakingana mba tsy ho hita. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14turning aside. [1.2]
15a turning aside. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16action de s'esquiver. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Teny iditra (4/6)31 dify
Sokajin-teny  32 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  33Lasa any ambadiky ny zavatra iray ka takona tsy hita: Dify ny masoandro.. [1.1]

Teny iditra (5/6)34 dify
Sokajin-teny  35 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  36ditsoka - potin-javatra tafiditra anaty maso: Dify ny masoko lehiroa. [Tanala] [1.78]
Tovy hevitra  37difike

Teny iditra (6/6)38 dify
Sokajin-teny  39 anarana
Fanazavàna teny malagasy  40famatorana rary. [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  41 dify, 42 fidy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19