Entrée dieny
Partie du discours conjonction [liste complète]
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Famintinana ny hoe dia ny, izay midika hoe "raha mbola": Miasà dieny matanjaka
Explications en anglais  [Hallanger 1973] while yet, during the time that
Explications en français  [Hallanger 1974] pendant que, alors que
Exemples 
1 [Randriamamonjy: Ombalahibemaso] Tsy aleo ve dia velezina ny vy dieny mafana?
2 [Andraina: Mitaraina] Azoko tantaraina dieny izao izany fialany izany.

Mis à jour le 2022/05/02