|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  didin-tsokina
Singan-teny  2 didy, 3 sokina
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 aretina amin' ny fanambanin' ny rantsan-tongotra
6 (didintsokina) Ratra toy ny tataka kely eo amin' ny elakela-drantsana na eo amin' ny fanambaniny, ary tsy tsaroana akory izay nahavoa azy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 an injury, or chaps under the toes [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 Crevasses aux articulations des doigts des pieds [1.3#101]
Voambolana  9  Fahasalamana

Teny iditra (2/2)10  didintsokina
Sokajin-teny  11  anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 petit bout d'une chose, pointe du bonnet. [Tankarana] [1.19]

Fivaditsoratra  didintsokina, didin-tsokina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21