Entrée didimananjara (didy, anana, zara)
Partie du discours nom
Définition malgache Fomban' akanjo atohy amin' ny tenany eo ambonimbony manandrify ny tratra, fa tsy mba eo amin' ny valahana: Hasiana didimananjara, hono, ny akanjon-dRasoa
¶ Ny akanjo misy izany fomban' akanjo izany: Mitondra akanjo didimananjara Ramavo [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [ didy manan-jara ] a method of cutting out women's garments [Richardson 1885]
Vocabulaire 

2012/05/16