Entrée didiana (didy)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tetehina na tapahina na silahina na hetezana: Didio io hena io dia atokony /Nodididian' iza itỳ akanjonao itỳ?
Ampanaovina, asaina atao: Efa nodidian' ny Fanjakana izany
Omena didy, omena baiko: Didiako ianao hivoaka ny trano [1.1]
Explications en anglais To be cut, to be ordered [1.2]
 To be cut
To be commanded [1.7]
Explications en français Qu'on coupe
à qui on commande [1.8]
Exemples 
1Ny ila sofiny didiana hisy ra mijananàka. [2.1022]
2fa izany fampodianao ny vadiko izany, matavy ka tsy azo didiana. [2.69]
Morphologie 
Présent : didiana, didiako, didianao, didiany, didiantsika, didianay, didianareo, didian', didian-, didiam-, didia-
Passé : nodidiana, nodidiako, nodidianao, nodidiany, nodidiantsika, nodidianay, nodidianareo, nodidian', nodidian-, nodidiam-, nodidia-
Futur : hodidiana, hodidiako, hodidianao, hodidiany, hodidiantsika, hodidianay, hodidianareo, hodidian', hodidian-, hodidiam-, hodidia-
Impératif : didio
Proverbes 

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/03