Entrée diamondra
Partie du discours nom
Explications en malgache Karazam-batosoa hita any anaty tany, izay voatombana ho sarobidy indrindra amin' ny zavatra rehetra fanaovana firavaka noho ny tarany mihalotralotra hafa kely
Zavatra tsara sy sarobidy aoka izany [1.1]
Explications en français Diamant [1.13]
Exemples 
1Vohitra tsy misy olon-dratsy, voaravaka diamondra sy voninkazo tsy halazo mandrakizay ise? [2.5]
2Ary moa hahasimba ny famiraniratan' ny diamondra va ny iarahany mitoetra amin' ny vatokaranana? [1.380]
Hypéronyme vato
Co-hyponymes albasitra, falia, jabilao, karanana, karangana, marbra, sokay, solaitra
Origine Anglais: diamond.

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/04/24