Entrée | diakona | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | (fivavahana protestanta.) Olona, lehilahy sy vehivavy, manam-py ny Mpitandrina amin' ny fitondrana sy fikarakarana ny fiangonana ka ireto avy ny lehibebe amin' ny andraikitra sahaniny: mikarakara ny fanaovana ny sakramenta sy ny fanaka momba azy; tompon' andraikitra amin' ny fandaminana sy fanginana ao an-trano fiangonana; mamangy ny marary sy ny mahantra; mikarakara ny ankizy sy ny tanora [1.1] | |
Explications en anglais | A deacon [1.2] | |
A deacon [1.7] | ||
Explications en français | Diacre [1.8] | |
Exemples | Diakona tao amin' ny FJKM Tranovato Ambatonakanga izy hatramin' ny 1966 ary Loholona tato aoriana.
[2.508] | |
Vocabulaire | Religions, Croyances | |
Origine | Anglais: deacon. | |
Analogues | diakra | |
Article | Randzavola: diakona ao amin' ny Baiboly | |
Anagrammes | andikao, diakona |
Mis à jour le 2022/07/30 |