|
|
|
|

Teny iditra1  deraina
Fototeny  2 dera
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ankalazaina, omena voninahitra: Rariny raha derain' ny vahoaka ireo nanao manda tehezana niaro ny tanindrazana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to praise, to celebrate, to glorify; to speak well of a person [1.2]
6 to be praised [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 Qu'on loue: Derainao loatra izy (Vous le louez trop) ~ Mendrika hoderaina tokoa izy (Il mérite vraiment d'être loué) [1.3]
8 qu'on loue [1.8]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 denaria, deraina, 15 iderana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02