|
|
|
|

Teny iditra1  dengy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 farihy lalina, tany nihotsaka na lavaka nokahon'ny rano [Sihanaka] [1.78]
4 lavaka mitsatoka anaty rano [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 prov. for antara [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 précipice, abîme d'eau (antàra). [Tankarana] [1.19]
7 fosse [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12