|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  debadeba
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Fohifohy sady bebe tarehy ary somary lesoka: Debadeba izay ny tarehin-dRamasabomanga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 same as debodebo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Peu élevé, large, ramassé, se dit des choses [1.3]

Teny iditra (2/2)6  Debadeba
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  8 un des dieux invoqués par les Tsimihety. [Tankarana] [1.19]
Voambolana  9  Finoana

Fivaditsoratra  10 bedabeda, Debadeba, debadeba

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08