|
|
|
|

Teny iditra1 darona
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Famindra na fitenenana miadana sy toa tsy miraidraika, tsy rototra.. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4Lenteur, mollesse dans l'action, dans la parole, ampleur du son musical, mélodie, symphonie. [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :

Fivaditsoratra  13 Andora, 14 andrao, 15 androa, 16 darona, 17 dorana, 18 radona, 19 rodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19