|
|
|
|

Teny iditra1  adarona
Fototeny  2 darona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao na tenenina miadana: Adarony ny teninao fa tsy azoko tsara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 A dire posément [1.3]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  adarona, 10 arodana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12