|
|
|
|

Teny iditra 1  danise
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Dihy vahiny nentin' ny Vazaha, mitovy amin' ny hoe bal, izay iarahan' ny lehilahy sy ny vehivavy misonenika amin' ny feo-mozika, ka mifanatrika ary mifampisakambina izy amin' izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 dancing in European fashion. See dihy [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 Danse européenne [1.3]
Tovy hevitra  6 dihy
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how danise

Fivaditsoratra  danise, 8 indesa

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04