|
|
|
|

Teny iditra1  dadanaivo
Singan-teny  2 dada, 3 ivo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny iantsoana na ilazana lehilahy iray tampo amin' ny ray na ny reny, eo anelanelan' ny lahimatoa sy ny faralahy:
6 Aoka re, ry dadanaivo, fa tapaka ny tsinaiko amin' ny hatsikana ataonao [1.1]
Ohatra  7  Tsaroana ho tena sarobidy ny nananana an-dry Dr Rabesandratana sy dadanaivo Ranaivoson G. [2.356#]
Voambolana  8  Fifandraisana: fianakaviana

Fivaditsoratra  dadanaivo, 9 voadadina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17