|
|
|
|

Teny iditra1 dabilio
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Akalandava fipetrahana any an-tsekoly na amin' ny trano fivoriana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4a school desk, form, or bench. [1.2]
5a workbench; a bench, a pew, a school bench. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6Banc. [1.3]
7établi; banc. [1.8]
Ohatra  8 Tao amin' ny efitra avaratra kosa, nisy ny fanaka vitsivitsy, farafara fatorianay telo mianaka sisa, latabatra iray ary dabilio anankiroa. [2.472]

Fivaditsoratra  9 abolidy, 10 dabilio

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12