Entrée daba
Partie du discours nom
Définition malgache  [Sakalava] Omby fotsy, na sada fotsy, akana ra hasotroin' ny bila ka tonga mova tsy ny fatidrany ka na maty aza, tsy ihinanany akory [Rajemisa 1985]
Définition française  [Tankarana] boeuf voué, terme de tròmba. [David 1952 (takila D)]
Synonymes dabaraha

2017/03/10