|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  daba
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3 comme dabadaba [1.3#93]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/2)5  daba
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 Vata vifotsy fasiana solitany na menaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 a small or medium-sized tin for water. etc. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 bidon pour puiser de l'eau, etc [1.8]
Ohatra  10  dia nampidinina tamin' izay nato am-bata, anaty daba, anaty sobika. [2.472]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  12 daba lôka

Fivaditsoratra  13 Abdà, 14 bada, daba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09