|
|
|
|

Teny iditra1  borosy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Volom-biby vita fiasana mba hamaohana zavatra na ho fanalana loto toy ny kifafa, na ho fanosoran-doko [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 brosse
5 pinceau [1.3#91]
Ohatra  6  Ampiasana borosy ny lamba sarotra kosehina. [2.117#13]
7  Lalo-by na lalotra borosy madio ivelany no hatao amin' ny trano; [2.470#113]
8  Andeha hoe handramana, ka penina no hatao borosy, ary teny no loko. [2.285#211]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  29  Fikambanana 8 amin' io teny io

Fivaditsoratra  30 boriso, borosy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09