|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  bonga
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Sombin-tany mivaingana, dongona kely
4 Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [1.1]
5 vongana [Taisaka] [1.78]
6 tanety [Sihanaka] [1.78]
7 havoana na tendrombohitra kely [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  8 a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 bloc, masse [Taisaka] [1.82]
10 montagne, plateau. [Tankarana] [1.19]
11 dôme, butte [1.13]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  19  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  20 bongo
Kamban-teny rehetra  21  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3)23  bonga
Sokajin-teny  24  anarana
Fanazavàna teny malagasy  25 ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [Tanala] [1.78]
26 Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [1.1]
Voambolana  27  Haiaina
Mpanahaka  28  bongabe
Kamban-teny rehetra  29 bongabe

Teny iditra (3/3)30  bonga
Sokajin-teny  31  anarana
Fanazavàna teny malagasy  32 Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [1.1]
Voambolana  33  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  34 bango, bonga

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17