|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  bonara
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 mosavy: misy bonara [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  bonara
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 karazan-kazo fanao alokaloka sy aro-rivotra amin'ny voly kafe, [Tanala] [1.78]
7 Karazan-kazo an' ala maniry indrindra any amin' ny tanin' ny Sakalava izay mampiasa ny hodiny amin' ny fanaovana tombokavatsa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 A tree which supplies a remedy for syphilitic tumours. Albizia lebbeck, Bth. The Sakalava use the bark in tatooing, and the scent of the flower is said to produce malarial fever. [French bois noir] [1.2]
9 Albizia
10 Cassia [2.515]
Fanazavàna teny frantsay  11 Bois-noir. Albizia lebbeck, Benth. [1.3]
12 espèce d'arbre, bois noir. [Tankarana] [1.19]
13 (du français « bois noir ») Albizia lebbeck Benth. (Fabaceae). [Betsimisaraka, Sakalava, Tsimihety] [1.196]
Voambolana  14  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  15 baonara
Mpanahaka  16  albizia, 17  albizia, 18  cassia, 19  cassia
Anarana ara-tsiansa 
Teny nalaina  21  Soratra misy io teny io
Sary 

Fivaditsoratra  22 Abrona, bonara, 23 robaña

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08