|
|
|
|

Teny iditra (1/4) 1 ; bobaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza fivontosana be, fizihirana makadiry [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 forte enflure, grosse tumeur [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  11  Fahasalamana

Teny iditra (2/4) 12 ; bobaka
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Be dia be, zavon-tany: Bobaka ny manga ao an-tsena. [1.1]

Teny iditra (3/4) 15 ; bobaka
Sokajin-teny  16  anarana
Fanazavàna teny frantsay  17 [Betsimisaraka] Plante dont les feuilles sont employées en sparterie pour la confection de nattes et sacs grossiers. On s'en sert pour emballer le charbon de bois. [1.196]
Voambolana  18  Haizavamaniry

Teny iditra (4/4) 19 ; bobaka
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny frantsay  21 [Tankarana] amadou. [1.19]

Fivaditsoratra  22 baboka, bobaka, 23 kobaba

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04