|
|
|
|

Teny iditra1  bingo tanana
Singan-teny  2 bingo, 3 tanana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 enti-milaza ny olona izay toa miditra atỳ anatiny ny tanany ka mivoaka kosa ny kihony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 crooked at the elbows. [1.2]

Fivaditsoratra  7 bangoantany, bingo tanana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12