|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 bila
Sokajin-teny  2 mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 mitsivalana [Taisaka] [1.78]
4 tsy mahitsy [Bara] [1.78]
5 Tandrok' omby hafahafa fa ny ilany mahitsy mila hiondrika, ny ilany kosa miolaka [Betsileo] [1.1]
6 Tsy mahitsy fa mivilana: Bila ny tongotr' itỳ latabatra itỳ fa ahitsio [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 crooked, crooked-horned. Said of cattle whose horns do not correspond in position or direction. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 de travers [Taisaka] [1.82]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpanahaka  13 bilabila, 14 bilaka, 15 bingo, 16 vila, 17 vilaka, 18 vilana
Ohabolana  19 Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  20 Bikan' ny tandrok' omby
Sary 

Teny iditra (2/2)21 bila
Sokajin-teny  22 anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 Aretina tsy fanta-pototra loatra, noheverin' ny sasany ho aretin-tsaina amam-panahy; ny sasany kosa nihevitra azy ho fanindrian-javatra na ny ambiroan' ny maty: toa manavinavy no fiandohan' ny aretina, dia marary andoha, dia fanina dia mena ny maso, ary dia tonga verivery ny sain' ilay marary ary mihoalahoala sy mienjika izy ka amin' izay dia toa mahavita zavatra tsy vitan' olona tsotra, toy ny mandihy miloloha siny feno rano nefa tsy raraka ny rano... Ny fitsaboana ny bila dia itehafana, miaraka amin' ny vely vy sy ampongatapaka... Nanana anarana samy hafa saika isampoko ny bilo: ramanenjana na soratra (imerina), salamanga (betsileo), tromba (sakalava, tsimihety) [1.1]
Voambolana  24 Fahasalamana

Fivaditsoratra  25 Balì, 26 Baly, 27 bila, 28 laby, 29 liba

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02