Entrée bengy
Partie du discours nom
Définition malgache  [Betsileo, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] Osy [Rajemisa 1985, Rakotosaona 1975]
  [Tanala] osy: Bengy niteraka am-piringa ka tsy avela ny raha mahajatre (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy manadino ny fanao) [Rakotosaona 1975]
 osy [SLP 1986]
Traduction anglaise a goat. (Prov.) Same as osy, baingy. [Mal. Kambing.] [Richardson 1885]
Traduction française  [Tankarana] chèvre, cabri. [David 1952 (takila B)]
 chèvre [SLP 1986]
Vocabulaire 
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31