|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 belo |
| Singan-teny | 2 be, 3 lo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Zavatra lasa na very tsy tokony hotsarovana intsony
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 Ancient disasters, carnage; it has special reference to ancient massacres
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 7 belo |
| Sokajin-teny | 8 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Voambolana | 9 Haitoetany: tanàna |
| Fikambanana | 10 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how belo |
| Fivaditsoratra | belò, Belo, 11 bole, 12 lebo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/13 |
|