|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  batraka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe ny zozoro na ny herana nanaovana azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batraka [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  5 batrabatraka

Teny iditra (2/2)6  batraka
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny frantsay  8 Nom d'une herbe potagère d'après J. M. Estrade, Le Tromba (1977) p.135. Vient probablement du betsileo traka. [Sakalava] [1.196]
Voambolana  9  Haizavamaniry

Fivaditsoratra  batraka, 10 trabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19