|
|
|
|

Teny iditra1  batrabatraka
Fototeny  2 batraka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Enti-milaza tsihy na sobika vaventy rary satria lehibe ny zozoro na ny herana nanaovana azy ka manjary mahalana be masomasony ilay izy: Tsihy batrabatraka [1.1]
Tovy hevitra  5 batraka

Fivaditsoratra  batrabatraka, 6 trabatrabaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12