Entrée Basy Vava
Mots élémentaires basy ; vava
Partie du discours nom propre (journal)
Sous-titre www.basyvava.com
Auteur 
Editions 
Vocabulaire 
Extraits 
2011/09/27
Madio lakan-drano lohataona, tsy difotra raha fahavaratra », fiteny mahazatra io fa ny fanatantarehana azy no misy manahirana indraindray noho ny resaka toe-tsaina. Misy ireo tena manadio ireny tatatra sy lakan-drano ireny kanefa ny mpandoto koa misasatra sy somokotra ery manipy ny fako eny rehetra eny. Manohy ny ezaka efa natombony ny ministeran'ny fanajariana ny tany sy ny fitsinjaram-pahefana, ny FID ny APIPA, ary ny kaominina Antananarivo renivohitra amin'ny fanadiovana sy fandalinana ny lakandranon' Andriantany mirefy 13 kilometra mba hanamorana ny fikorian'ny rano rehefa tonga ny fotoam-pahavaratra. Ny faritra iva izay dibo-drano matetika no tena tsinjovina amin'izao hetsika fanadiovana izao...
Tableaux et planches Tous les titres

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/01/15