Entrée | basirano (basy, rano) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Karazam-pitaovana ampiasain' ny dokotera hanadiovana amin' ny rano ny ao anatin' ny tena: na ny tsinay izany raha sendra mitohana tsy mahavalana na ny tranonjaza rehefa avy miteraka. (Misy zavatra telo amin' ny basirano dia ny fitoeran-drano, ny fingotra lava fandehanan' ny rano ary ny vavam-basirano) [1.1] | |
Explications en anglais | A syringe. [1.2] | |
Vocabulaire | Santé | |
Anagrammes | basirano, borisana |
Mis à jour le 2020/07/31 |