|
|
|
|

Teny iditra1  bamba iray
Singan-teny  2 bamba, 3 iray
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana [1.10#B.46]
6 bamba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 level or alike all over [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 égal ou de même niveau partout, uniforme [1.8]
Ohatra  9  ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay. [1.223]
10  tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany. [2.472]
Tsipelina hafa  11 bambaray, bambiray

Fivaditsoratra  bamba iray, 12 mibarabay

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12