Entrée | azom-panafana (azo, afana) | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | mety ho sitran' ny fanafody: Tsy azom-panafana ilay aretina nahavoa azy ka hany nataon' ny dokotera ny nanalefaka ny fangirifiriany [1.1] | |
Analogues | tsy azom-panafana | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |